|
|
|
|

Teny iditra1  fiofoana
Fototeny  2 ofo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiovana volo, loko: Tsy tiako ny fiofoan' itỳ lamba itỳ.
5 Fiovana hoditra amam-bika: Ny fiofoan' ny samoina ho lolo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 décoloration. [1.13]

Fivaditsoratra  7 fiofoana, 8 ifofoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12