Entrée (1/2) | 1 anarina |
Radical | 2 anatra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Omena torohevitra, atoro: Tsy laitra anarina io zaza io fa mafy loha Fitenenana: Raha anarin-tsy zaka, ny tsetsetrano an' olona, fa ny tsitsitra no an' ny tena: fitenenana misy tsilalaon-teny enti-milaza fa ny ankizy tsy laitra anarina dia mampitsetsetra ny mpitazana fa mety hahafaty ny tena kosa. / Anarin-tsy zaka, ka voa vao manao hoe "Nankaiza ny tanteliko teto"?: ireo tsy laitra anarina dia mbola ho voa ka amin' izay vao hanenina bevava [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be advised, to be admonished [1.7] |
Explications en français |
6 qu'on conseille qu'on réprimande [1.8] |
Exemples |
7 Raha ny manan-dray no anarina, ny kamboty no mahazo aloha.
[2.69#]
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Entrée (2/2) | 14 añarina |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 sanga, tampony, tendrony [Taimoro]
[1.78] |
Anagrammes | 17 anarina, añarina, 18 aniràna, 19 aranina, 20 rianana |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |