|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  boky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ravin-taratasy maro misy sora-pirinty voatambatra ho iray: Ny boky no ioharanom-pahalalana sy fahaizana ~ Manoratra boky ~ Manonta boky. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a book. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 livre. [1.8]
Kamban-teny rehetra  6  Fikambanana 3 amin' io teny io
Lahatsoratra  7 Randzavola: boky ao amin' ny Baiboly
Sary 

Teny iditra (2/4)8  boky
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 votry, tranombitsika. [Taimoro] [1.78]
Voambolana  11  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (3/4)12  boky
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Biby mampinono mpamono voalavo. [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 boky boky. [2.504]
Voambolana  16  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  17 boky boky
Kamban-teny rehetra  18 boky boky

Teny iditra (4/4)19  boky
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 Anaram-borona, sadakely. [Tanosy] [1.78]
Voambolana  22  Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  23 biko, 24 boky, 25 kibo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09