|
|
|
|

Entrée1  ny arivo lahy tsy maty indray andro
Mots élémentaires  2  arivo, 3  lahy, 4  tsy, 5  maty, 6  indray, 7  andro
Partie du discours  8  locution
Explications en malgache  9  teny nataon' Andrianjaka raha nametraka miaramila arivo lahy tao Antananarivo izy; io fitenenana io koa anefa dia lazain'ny maro fa mety hilaza ny faharetan'ny olona maro manatri-maso zavatra iray, fa raha vavolombelona arivo tokoa mantsy tsy ho faty indray andro akory [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12