Entrée noanina (noana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao izay hahatonga noana: Misy marary izay noanina mba hazoto homana [1.1]
Morphologie 
Présent : noanina, noaniko, noaninao, noaniny, noanintsika, noaninay, noaninareo, noanin', noanin-, noanim-, noani-
Passé : nonoanina, nonoaniko, nonoaninao, nonoaniny, nonoanintsika, nonoaninay, nonoaninareo, nonoanin', nonoanin-, nonoanim-, nonoani-
Futur : honoanina, honoaniko, honoaninao, honoaniny, honoanintsika, honoaninay, honoaninareo, honoanin', honoanin-, honoanim-, honoani-
Impératif : noany

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05