|
|
|
|

Teny iditra1  mpino
Fototeny  2 ino
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Teny iantsoana ny olona manaraka antokom-pivavahana manokana, toy ny Kristianina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 le croyant, les fidèles. [1.3#281]
Voambolana  6  Fivavahana
Mpanahaka  7  mpivavaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12