Entrée | 1 mpihatsaravelatsihy |
Radical | 2 tsaravelatsihy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 l'hypocrite [1.3#754] |
Exemples |
6 Asa hianareo Ambaniandro, fa toa hoe fetsifetsy sy mpihatsaravelatsihy, hono!
[2.499#60]
7 Maro ihany koa ny olon-dratsy mpihatsaravelatsihy tonga teo mba hizahazaha izay toe-javatra hiseho. [2.588#] 8 Aoka re mba tsy ny tenantsika no ho mpivadika sy mpihatsaravelatsihy ka ho «voanjolahy» sy «voanjovavy» ary ho «Jodasy. [2.587#] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |