| Entrée | 1 tsaravelatsihy |
| Mots élémentaires | 2 tsara, 3 velatra, 4 tsihy |
| Partie du discours | 5 nom |
| Explications en malgache |
6 Fisehoana ho tsara ety ivelany fotsiny, fanaovana zavatra mba hiheveran' ny olona ny tena ho toy izao sy toy izao [1.1] |
| Synonymes | 7 fihatsarambelatsihy |
| Analogues | 8 dongatakona, jokotsoriakamahasambokary, jokotsoriaka, malefakaambava, manafinkilema, manaosotrobelavatangomahayatsymahayaroa, manaotantanandroalela, mangaivelanytoagoaika, mangahazoloaty, miefitraanatytoaharefo, mihatsaravelatsihy, ranomasomanentsinkeloka, sakamanafinkoho, tsaravava, tsaravolanaimaso, vandanaivoho, vavatsyratsy, vazimiamboho, voarafenovitsika |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|