| Entrée | 1 mpiasam-panjakana |
| Mots élémentaires | 2 mpiasa, 3 fanjakana |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 olona miasa amin' ny antokon-draharaham-panjakana samihafa, izay vao nomena ny anarana hoe mpiasam-bahoaka, noho izy ireo natao indrindra hanome fahafaham-po ny vahoaka [1.1] |
| Explications en anglais |
6 a government functionary [1.7] |
| Explications en français |
7 fonctionnaire [1.8] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|