|
|
|
|

Teny iditra1  mpahay
Fototeny  2 hay
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 les gens capables, les savants, les artistes. [1.3#205]
Ohatra  5  Nanafatra mpahay taozavatra tany Englanda Radama. [2.113#]
6  Ao ambadik' izy ireo ao ny mpahay mitantana ny fiainana. [2.245#]
7  Malaza ho mpahay taozavatra momba ny tenona mantsy ilay izy. [2.117#]
8  Mamadika ny fahalalana voaangona ho fiasana sy fitaovana ny mpahay tao. [2.445#]
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 ahimpa, 12 mahapy, 13 mpahay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09