|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mosy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mitovy amin' ny maosy
[1.1] 4 taho nambolena ka mamaka [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 marcottage en l'air
[1.13] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: fambolena |
| Teny iditra (2/3) | 7 mosy |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 (de hosy : détruit ; mais ce mot a peut être une origine arabe ou souahélie). Nom local de Cannabis indica L. (Cannabaceae). Relevé par Grandidier.
[Tankarana]
[1.196] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 12 Mosy |
| Sokajin-teny | 13 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 Mushi
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 Mushi
[2.996] |
| Voambolana | 16 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 17 Toko sy andininy momba Mosy |
| Fivaditsoratra | 18 miso, Mosy, mosy, 19 SIMO, 20 somy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|