|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hosy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fiasana tanimbary amin'ny omby [Taisaka] [1.78]
4 fanitsahana amin' ny tongotra
fanaovana tsinontsinona; famakiana ny bainga an-tanimbary mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hoketsana; fambaboana fananan' olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the act of trampling the mud in the rice fields [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 action de piétiner les rizières [1.8]
7 rizière irriguée
action de piétiner [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  27 Toe-karena: fambolena
Kamban-teny rehetra  28Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)29 hosy
Sokajin-teny  30 anarana
Fanazavàna teny malagasy  31 tady [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  32 fil, câble [1.13]
Voambolana  33 Fizìka

Fivaditsoratra  34 Hosì, 35 hosy, 36 siho, 37 sohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31