|
|
|
|

Teny iditra1  mialokaloka
Fototeny  2 alokaloka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mialoka amin' ny hainandro: Hadalanany mialokaloka amin' ny hazo tsisy ravina.
5 Mitady fiarovana amin' ny loza na fanenjehana: Mialokaloka any Alemaina andrefana ireo mpitsoa-ponenana avy any atsinanana. [1.1]
Ohatra  6  Feno an-dRavokatra mivady ny tsena, ka tapitra notetezina avokoa na ny magazay mitandahatra, na ny "pavillon" mpivaro-damba sy firavaka, na ny mpandafo mialokaloka amin' ny elobeny. [2.470]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10 mialokaloka, 11 miolakolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12