|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 mondra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Malemy, entina hilazana ny tany efa novolena ela ka lany tsiro: Tany mondra ity ka tsy hahavokatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Mou, se dit d’une terre remuée par un travail assidu, mais épuisée par une incessante production.
[1.3#444] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/4) | 12 mondra |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 plant, repousse.
[1.13] 15 . Grains de riz qui tombent à terre avant la moisson. Nom donné aussi aux variétés qui perdent facilement leurs grains (dans son sens général, l'adjectif mondra veut dire mou, flasque ; on l'emploie aussi pour qualifier les sols peu productifs).. [Betsileo, Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 16 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 17 tany mondra |
| Teny iditra (3/4) | 18 mondra |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 vary dia.
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 21 mondra |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 amphotère.
[1.13] |
| Voambolana | 24 Simia |
| Fivaditsoratra | 25 mandro, 26 mondra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|