|
|
|
|

Teny iditra 1  mizotra
Fototeny  2 zotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha: Mizotra tsara ny soavalinao izany
5 Mandeha milamina, misosa: Mizotra tsara ny fianarako
6 Mandeha, mivalana, mikoriana: Raha efa avy eto, dia mizotra mianavaratra ity renirano ity
7 Mahazo, mihazo: Nizotra tamin' ny arabe fa tsy tamin' ny lalan-kely akory izy [1.1]
Ohatra  8  nefa mizotra tsy fídiny amin'izany hiany izahay. [2.59#266]
9  Mety raha lazaina fa ny rehirano ao Manalalondo dia mizotra mianavaratra; [2.588#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  manao ranolava, 15  manao tohy lahy, 16  manao tohy lava, 17  manao tohy vakana, 18  manao tsoa-tokana, 19  manao valala manjohy, 20  manao zo-balala, 21  mifanao aloha sy aoriana, 22  mifanjohizohy, 23  milahatra, 24  mitandahatra, 25  mitandavana, 26  mitanjozotra, 27  mitomandavana
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny how mizotra
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22