|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 milahatra |
| Fototeny | 2 lahatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mijoro manaraka tsipika mahitsy:
5 Milahatra tsiroaroa ny mpianatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be in line, to stand in line
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 être en rang, alignés
[1.8] |
| Ohatra |
8 Voatirin-tsoavaly dimy aman' enina no mitsipara-kazo milahatra ao anaty tranoheva amin' ny ilany avaratra.
[2.470]
9 Ny faharoa milahatra amin' iny, fa avaratra kokoa, mirefy tokony ho 40 kilaometatra. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 tsy mena-milahatra |
| Teny iditra (2/2) | 15 milahatra |
| Sokajin-teny | 16 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 mitovy, sahala
[Sihanaka]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|