|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mizaha tavan' olona |
| Singan-teny | 2 mizaha, 3 tava, 4 olona |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 miangatra; mifidifidy olona ka mampiseho fiangarana indrindra raha misy tombontsoa zaraina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Partial, qui fait acception de personnes
[1.3] |
| Tovy hevitra | 8 mijery tavan' olona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|