|
|
|
|

Teny iditra1  mivoria
Fototeny  2 vory
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivory [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  4 assemble (intr.) [1.26#19]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  5  Tompokolahy sy tompokovavy, mivoria daholo ianareo! [2.606#]
6  Dia nivoaka Ibemampanjaka ka niantso hoe : "mivoria, ry Ileolava. [2.69#]

Fivaditsoratra  7 miraîvo, mivoria

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12