Entrée |
mivoha
(voha)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Misokatra, tsy mikatona: Mivoha ny varavarankely ka miditra ny rivotra madio Azo aleha: Efa mivoha ny lalana manhany Toamasina Mangata-dalana tsy ho tonga: Mivoha lava io mpianatra io [1.1]
|
Explications en anglais | To be open, to open [1.7]
|
Explications en français | S'ouvrir, être ouvert [1.8]
|
Exemples | Dia nivoha io, nivoha moramora ary nitafitafy.
[2.472]
|
Morphologie |
Présent : |
mivoha |
Passé : |
nivoha |
Futur : |
hivoha |
Impératif : |
mivohà |
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
mivohà
(voha)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mivoha
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|