|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mivaha
Fototeny  2 vaha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 miboraka: Mivaha ny fehinkiraronao
5 Miala na votsotra ny fatorana: Vonjeo haingana fa mivaha ny omby
6 Tapaka: Nivaha ny fanekenay
7 enti-milaza olona misy fahavoazana kely ny lohany, misy kely, nahafahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 être détaché, délié, se détacher, s’effiler; être rompu [1.3]
Ohatra  9  Renao midina mihitsy ilay izy, midina tsy mba miparitaka na mivaha, fa manao bolon-gany mafonja ohatra ny natambatra tamin' ny dity. [2.4]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)15  mivaha
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17 mivaky, mamaky [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)18  mivahà
Fototeny  19 vaha
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivaha [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  21 mahavy, 22 mahiva, mivahà, mivaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21