| Entrée (1/2) | 1 mitsangana |
| Radical | 2 tsangana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Miainga, mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Raha vao nantsoina ny anarany, dia nitsangana izy Mijoro: Efa ela aho no nitsangana teto fa tsy nisy mpampandroso Miseho, mitolo-tena: Amin' izao fahalasanan' ny rainao izao, mitsangàna ho lohan' ny fianakaviana. [1.1] |
| Exemples |
5 mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 10 12 combinaisons de ce mot |
| Synonymes | 11 manerinerina, miezinezina, mihenjana, mihinjitra, mijajirika, mijalajala, mijaridina, mijidina, mijoalajoala, mijoro, miorina, miridiridy, mitangezaheza, mitsatoka |
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 13 mitsangàna |
| Radical | 14 tsangana |
| Partie du discours | 15 impératif du verbe actif mitsangana [Liste complète] |
| Explications en malgache |
16 [1.1] |
| Explications en français |
17 [1.3] |
| Anagrammes | 18 miantsanga, 19 mitsangàna, mitsangana, 20 tsimangana |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|