| Entrée | 1 miridiridy |
| Radical | 2 ridiridy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Henjana tsy mety miketraka: Miridiridy loatra io tady io Mijoro tsy azo folahina, henjana, mihinjitra, miziriziry: Niridiridy teo antokonana teo izy fa tsy nety niditra [1.1] |
| Exemples |
5 Ny lalana mody zorina, hoy indray I Lidy, mbola miridiridy amin' ny hasosorany.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 10 midiridiry, 11 miridiridy |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|