|
|
|
|

Entrée1  mitsahatra
Radical  2  tsahatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mijanona, miato: Handeha amin' izay izahay fa efa mitsahatra ny orana
Tsy manao... intsony: Raha vao nitsaha-niteny izy dia nirefodrefotra ny tehaka
Miala sasatra, maka aina: Sasatraizy ka nitsahatra teo ambody hazo. [1.1]
Explications en français  5  Cesser, s’arrêter, se reposer
figuré: se retirer sans rien obtenir [1.3]
Exemples  6  Baikoina hijanona izy dia mitsahatra. [2.117]
7  Voangory voapaika, ka mitsaha-misamonona. [2.558]
8  hoy indray ity zazalahy tsy mitsahatra mitazana any ivelany. [2.470]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Tous les mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot mitsahatra

Anagrammes  20 mahatsitra, 21 mitsahatra

Mis à jour le 2025/09/12