|
|
|
|

Entrée1  mitony
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  tony
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Mihaketraka, mihalefy: Efa mitony ve ny hatezerany?
Mionona: Mitony ihany ny alahelo rehefa ela ny ela
Explications en anglais  10  [1.7] to be calm, to be quieted
Explications en français  11  [1.3#727] être serein, calme, apaisé: Nitony ny rivotra (Le vent s'est apaisé) ~ Nitony ny hatezerany (Sa colère s'est apaisée)
se ralentir, se dit des affaires, des corvées
12  [1.8] se calmer, s'apaiser
Exemples  13  [2.472] Nony nitony izany, nanoaka sahala amin' ny avy natory izy
14  [2.528#141] Indraindray aho mba mitony sy resy lahatra ihany fa matetika kosa dia, ehe!

Anagrammes  15  mitony, motiny

Mis à jour le 2025/08/10