| Entrée (1/2) | 1 mitongilana |
| Radical | 2 tongilana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mihilana, tsy miarina marina tsara, mirona, miraika: Mitongilana ity rindrina ity izany Miangatra: Mitongilana io mpitsara io Voatarika: Mitongilana amin' ny ratsy rehefa mety ho olombelona [1.1] |
| Explications en français |
5 penché [1.13] |
| Exemples |
6 mitongilana izao ny sambolay.
[2.471]
7 Izao tokoa va re no fahagagana e, sa vintana mitongilana, sa ny lahatra sy anjara? [2.470] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 12 mitongilàna |
| Radical | 13 tongilana |
| Partie du discours | 14 impératif du verbe actif mitongilana [Liste complète] |
| Explications en malgache |
15 [1.1] |
| Explications en français |
16 [1.3] |
| Anagrammes | 17 mitongilana, mitongilàna |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|