|
|
|
|

Teny iditra1  miafatrafatra
Fototeny  2 afatrafatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mitomany mikiakiaka iniaraka amin' ny fihetsika miankapokapoka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to vociferate, to utter piercing cries. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 vociférer, se démener. [1.3]
Ohatra  7  Nitomany niafatrafatra Isambilo kely fa tsy nentin' ny reniny tany an-tsena [1.1]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12