|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitoky
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  toky
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] mametraka fanantenana: Tsy hitoky amin' olona mpamitaka toa anao na oviana na oviana aho
miankina, miantehitra: Aza mitoky amin' ny fahaizan' ny tena
Explications en français  9  [1.3] avoir confiance ne, se confier à, compter sur: Aza mitoky amin' io lehilahy io (N'ayez pas confiance en cet homme, défiez-vous de cet homme) ~ Aza mitoky amin' ny haren' ny tany (Ne comptez pas sur les richesses de ce monde)
Exemples  10  [2.48] Ary mbola mitoky ny sampy ny olona monina any;

Entrée (2/2)11  mitoky
Partie du discours  12  verbe actif
Radical  13  toky
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :
Explications en malgache  18  [1.78] [Tambahoaka] maminany (ombiasa)
19  [1.1] Mamosavy, mamorika
Explications en français  20  [1.3] ensorceler

Anagrammes  21  komity, kômitỳ, mikito, mitoky

Mis à jour le 2025/08/10