|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitena
Fototeny  2 tena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitondra na manao isan' andro fitafiana izay tsy tokony hanaovana raha tsy ny alahady na andro iray: Tsy hividianako satroka intsony ianao raha mitena io satroka vaovao io
5 Miakanjo fotsiny tsy mitafy lamba: Nitena akanjo indray Rasoa nanomboka tamin' ny taombaovao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to wear something habitually [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 porter le vêtement habituellement [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12 mitena akanjo

Teny iditra (2/2)13  mitenà
Fototeny  14 tena
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 mainte, 17 manety, mañety, 18 menaty, 19 mentia, 20 mitane, mitena, mitenà, 21 Temanì

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21