|
|
|
|

Teny iditra1  mitelin-kafatra
Singan-teny  2 mitelina, 3 hafatra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manadino ny teny nampitondraina, manadino izay nolazaina taminy nanafarana azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 avaler la commission, ne pas la faire. [1.3]
Tohi-kevitra  7 tsy mitelin-kafatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02