|
|
|
|

Teny iditra1  mitelina
Fototeny  2 telina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Managorodana na mamarina any an-tenda: Mitelina vary. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to swallow. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 avaler. [1.3#693, 1.8]
Ohatra  7  Ataovy misotro rano kely foana izy na dia marary aza ny mitelina. [2.424#]
8  tsy mitondra antsy handidiana, tsy mila famaky hikapana, fa mitelina ihany. [1.406#]
9  Tsy hety ho lehilahy izay tsy mitsako ny sakafony ka mitelina ny otan' ny sasany. [2.285#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 ilmenita, 17 mitelina, 18 Mitilena, 19 Mitylena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09