|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitelin-kafatra |
| Singan-teny | 2 mitelina, 3 hafatra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 manadino ny teny nampitondraina, manadino izay nolazaina taminy nanafarana azy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 avaler la commission, ne pas la faire.
[1.3] |
| Tohi-kevitra | 7 tsy mitelin-kafatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|