| Entrée | 1 mitaraina |
| Radical | 2 taraina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mimenomenona: Mitaraina amin' ny zavatra tsinontsinona io zaza io Mitoloko amana mitoreo: Mitaraina lava noho ny fahantrany Rabe Malahelo ka mitory: Mitaraina ny vadinao fa tsy mitondra vola mody, hono, ianao [1.1#728] |
| Explications en anglais |
5 to complain; to call out asking for help [1.7] |
| Explications en français |
6 Se plaindre, demander avec instance, rendre un son plaintif: Nitaraina tamin’ ny lehibe noho ny fananany alain' ny olona izy (Il a porté plainte auprès du juge, parce qu’on lui prend ce qui lui appartient) [1.3#684] 7 se plaindre; crier au secours [1.8] |
| Exemples |
8 Tsy misy mitaraina amin' izany izy efa-mianaka
[2.472]
9 Kanefa raha homana ny tsy atolotra azy ireo, avia mitaraina amiko. [2.508#] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 13 mitarain-tanan-ompaka |
| Analogues | 14 mikonaina, mikoinkoina, mitsikoinkoina, mitoretra, be taraina, mimenomenona, mibabababa |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|