|
|
|
|

Entrée1  mitanjaka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  tanjaka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Miseho vatana tsy misy manarona, tsy mitafy: "Fa ny mafy taminy indrindra dia ny tenany nitanjaka teo imason' ny olona maro teo"
Explications en anglais  9  [1.7] to be naked
Explications en français  10  [1.8] être nu; nu
Analogues  11  mihanjaka, mihanjahanja, mihanja-belona, miboridana, mitazotazo, mihazihazy, misongadina, mivongady, midizidizy, mitotozanjina, mitotojanjina
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot mitanjaka

Anagrammes  13  kijamanta, mitanjaka

Mis à jour le 2025/08/02