Entrée midizidizy (dizidizy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mihinjihinjy na midiridiry na mijajirika tsy mihetsika eo amin' izay misy azy
Mandeha amin' izao fa tsy mitafy lamba, na mihanjaka [1.1]
Morphologie 
Présent : midizidizy
Passé : nidizidizy
Futur : hidizidizy

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05