| Entrée (1/2) | 1 mitangazona |
| Radical | 2 tangazona |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mitana, mihazona: Nitangazona ny akanjony ilay kirihitra [1.1] |
| Exemples |
5 Rahefa mitolona omby ny olona, avy aty an-kavian' ilay biby no miditra ary tonga dia mitangazona amin' ny vozony izay terena amin' ny heliky ny tena havia.
[2.472]
|
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 10 mitangazòna |
| Radical | 11 tangazona |
| Partie du discours | 12 impératif du verbe actif mitangazona [Liste complète] |
| Explications en malgache |
13 [1.1] |
| Explications en français |
14 [1.3] |
| Anagrammes | 15 mitangazona, mitangazòna, 16 mitangozana, mitangozàna |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|