|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitana
Fototeny  2 tana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mangeja na mitondra zavatra eny an-tanana: Nitana ny satrony tamin' ny tanany ankavia izy
5 Mihazona zavatra tsy ho afa-mihetsika: Iza no hitana ity omby ity fa mila hitroatra ilay izy
6 Tsy mamela hivoaka na handeha na handositra: Ny reniny ihany no nitana ny zanany tao an-trano
7 Mandraikitra ao an-tsaina, mahatsiaro lalandava: Aoka ianao hitana tsara izao teny izao
8 Mitahiry: Mitana lolompo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to lay hold of; to hold; to arrest (of police) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 retenir, saisir [1.3#664, 1.8]
11 garder, arrêter [1.3#664]
12 arrêter (se dit de la police) [1.8]
13 tenir, retenir, saisir [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Mpanahaka  18  mamahatra, 19  mamikitra, 20  mihazona, 21  mitangazona, 22  mitangozana
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 7 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)24  mitanà
Fototeny  25 tana
Sokajin-teny  26  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  27 antima, 28 manaty, 29 matañy, mitana, mitanà, 30 tamany, 31 tamina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21