|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 mitaha |
| Fototeny | 2taha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Milahatra miaraka amin' ny hafa mba hahitana izay tsara amin' izy ireo: Latsaka ambany itsy trano itsy raha mitaha amin' ity (mitovy amin' ny Miolotra) Mahazo na mandray onitra noho ny fakan' ny lehilahy rafy na vady hafa [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be compared, to compare oneself [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 être comparé avec un autre; se mesurer avec quelqu'un [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 11 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 12tsy mena-mitaha |
| Teny iditra (2/4) | 13 mitaha |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 mitady [Tanosy]
[1.78] |
| Teny iditra (3/4) | 16 mitaha |
| Fototeny | 17taha |
| Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 mitsabo [Tambahoaka, Bara]
[1.78] 20 mitsabo marary [Taisaka, Sihanaka] [1.78] |
| Voambolana | 21 Fahasalamana |
| Teny iditra (4/4) | 22 mitahà |
| Fototeny | 23taha |
| Sokajin-teny | 24 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitaha [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.3] |
| Fivaditsoratra | 27 mahità, mahita, 28 matahy, 29 mitahà, mitaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|