|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 misoka |
| Fototeny | 2 soka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Milentika ao anaty rano: Nisoka tao anaty rano ilay Rangahy.
5 (volana) Milentika: Efa hisoka ny volana. 6 Lasa, maty: Mbola zaza izy dia efa nisoka ny ray aman-dreniny. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 s'enfoncer dans l'eau, être plongé dans la teinture noire, se dit de la soie: Nisoka teo anaty rano hatramin' ny vavany izy (Il s'est enfoncé dans l'eau jusqu'à la bouche).
8 se dit de la lune qui se couche: Efa hisoka ny volana (La lune est sur le point de se coucher. [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 misoka ny volana |
| Teny iditra (2/2) | 14 misokà |
| Fototeny | 15 soka |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misoka [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 17 kamosy, 18 makosy, 19 misoka, misokà, 20 somaky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|