|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 misinda |
| Fototeny | 2sinda |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mibilaka, mivena, misilaka [1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 5 misinda |
| Fototeny | 6sinda |
| Sokajin-teny | 7 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mihataka, miala, manalavitra: Nisinda teo anatrehanao izy raha vao nilazako izany. / Ao (anatin' ny fo) ny nofy novolavolaina -- izay nisinda nalaky, tsy hita -- Ao no rendrika ilay nantenaina -- ilay sambo nataoko ho tafita (J.J. Rabearivelo) Misava: Efa nisinda ny zavona [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 13 misindà |
| Fototeny | 14sinda |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misinda [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
| Fivaditsoratra | 18 misandy, 19 misindà, misinda |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|