Entrée misavoana (savoana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miakatra ambony eny amin' ny habakabaka: Nodakany nisavoana ny baolina
Misondrotra, midangana: Nisavoana tampoka teo ny vidin' ny hena
Lasa lavitra loatra: Misavoana izany hevitrao izany [1.1]
Explications en anglais To fly high, to soar [1.7]
Explications en français Voler bien haut [1.8]
Morphologie 
Présent : misavoana
Passé : nisavoana
Futur : hisavoana
Impératif : misavoàna

Entrée misavoàna (savoana)
Partie du discours impératif du verbe actif misavoana [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20