|
|
|
|

Entrée1  misava lalana
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  misava, lalana
Explications en malgache  4  [1.1] ilazana ireo olona alefa mialoha hanomana ny dia amin' ny hiavian' ny lehibe
Explications en français  5  [2.415#2953] Celui qui donne l' exemple fraie le chemin aux autres
Exemples  6  [1.1] Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana

Mis à jour le 2025/07/29