|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misava
Fototeny  2 sava
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitady, mikaroka: Misava ilay gadralava nandositra ny polisy
5 Mijery, mitsirika, mizaha fatratra: Misava ny trano misy ankizy mararin' ny donika ny mpikarakara ny toe-pahasalamana
6 Mijery izay tsy manana: Misy polisy misava karatra ao
7 Manala izay manentsina, na manelingelina: Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana
8 Manadihady, mamototra: Tia ny misava ny fotojavatra izy rehefa mianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to clear up, to disperse; to inspect something in detail [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 dégager, disperser, dissiper; se dissiper; fouiller, faire des perquisitions [1.8]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)16  misavà
Fototeny  17 sava
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misava [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misavà, misava, 19 mivasa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21