|
|
|
|

Entrée1  misaritaka
Radical  2  saritaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mikorontana, tsy milamina: Aza fady fa misaritaka be ihany ity ny tranoko
Mifaningotsingotra tsy hita lany: Misaritaka ity tady ka aoka hotapahina fa manala
Misafotofoto tsy mihogo na mirandrana (volo): Misaritaka ny volonao fa hogoy kely [1.1]
Explications en anglais  5  to be in disorder [1.7]
Explications en français  6  être pêle-mêle [1.8]
7  être en désordre; être ébouriffés (cheveux) [Tanala] [1.6]
Exemples  8  Misaritaka ny olona eo mikarakara sakafo ho an-dRagova. [2.472]
9  Ny takolany no menabe ary ny volony misaritaka aza dia mbola nanome endrika azy Ihany. [2.895#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot misaritaka

Anagrammes  15 misaritaka, 16 ramitsiaka, 17 tsimiaraka

Mis à jour le 2025/09/12