|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misabaka
Fototeny  2 sabaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mijoro ka ahataka ny tongotra roa ho malalaka ny elanelany: Misabaka fandeha izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to straddle; to open, as a stepladder, a compass, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 avoir les jambes écartées; s'écarter comme les branches d'un compas, d'une échelle pliante [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11 sompirana misabaka

Teny iditra (2/2)12  misabakà
Fototeny  13 sabaka
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misabaka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misabaka, misabakà, 15 sambaika

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08