|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miraharaha
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  raharaha
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mikarakara: Tsy miraharaha ny zanany akory izy
Mihevitra, mieritreritra, midinika: Miraharaha ny amin' ny fanambadian' ny zanany ireofianakaviana roa ireo
Miahy, mikanonkanona: Rakoto no miraharaha ny varotray
Explications en anglais  9  [1.2] to consult, to deliberate, to do business.
10  [1.7] to deliberate; to do business; to occupy oneself with something
Explications en français  11  [1.8] délibérer; s'occuper de quelque chose; administrer
Exemples  12  [2.472] mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona.
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot miraharaha

Entrée (2/2)14  miraharahà
Partie du discours  15  impératif du verbe actif miraharaha [Liste complète]
Radical  16  raharaha
Explications en malgache  17  [1.1]
Explications en français  18  [1.3]

Anagrammes  19  iraharaham, miharahara, miraharahà, miraharaha, raharahaim

Mis à jour le 2025/08/10