|
|
|
|

Teny iditra1  mira-bolana
Singan-teny  2 mirana, 3 volana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fotoana fihenan' ny volana; mihabanga na rava ny maha-boribory ny volana fenomanana. [1.1]
Voambolana  6  Haikintana 7  Fotoana

Fivaditsoratra  8 maribolana, 9 mira-bolana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12