|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mirana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miran-dava io zazavavy io.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 happy, radiant, smiling.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 radieux.
[1.3#442, 1.8] 6 content, enjoué, réveillé. [1.3#442] 7 heureux, souriant. [1.8] |
| Ohatra |
8 Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana.
[2.470]
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 16 miramirana |
| Mpanahaka | 17 miriadriaka, 18 ravoravo, 19 sariadriaka |
| Kamban-teny rehetra | 20 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 21 manary, mañary, 22 manirà, manira, 23 marìna, mariña, marina, 24 mirana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|