Entrée | 1 mipoapoaka |
Radical | 2 poapoaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Exemples |
4 Milelalela sy mipoapoaka ny ravim-pary ary mivaivay toa tsy ho lavenona tokoa anefa, dia zary tsy misy horaisina tsy entina am-bava rivotra.
[2.470]
5 ary raha hetsiketsehiny izany dia mitera-drivotra sy mipoapoaka tahaka ny fikopakopaky ny elatry ny vorona goavambe. [1.38] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |