|
|
|
|

Teny iditra1  miovaova
Fototeny  2 ovaova
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 tsy manana toetra raikitra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 changer, se remplacer souvent, être inconstant. [1.3#473]
6 varié, changeant. [1.13]
Ohatra  7  miovaova ny taona. [2.442]
8  fa miovaova isanandro, isam-bolana, isan-taona. [2.59]
9  Natao mafana tsara ilay bitika an-tanana noho ny toetr' andro miovaova. [2.470]
Tsipelina hafa  10 miovova
Kamban-teny rehetra  11 fanazaran-tsaina ara-drafitra sy miovaova
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 miavoavo, 14 miovaova

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09