|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  minamonamona
Fototeny  2 namonamona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Asa fanaon' ny ankizy milalao izay sady mitsako no mihirahira. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  minamonamòna
Fototeny  10 namonamona
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minamonamona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 minamonamona, minamonamòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/12